plt_tn/jdg/12/13.md

535 B

Abdona ... Elela

Anaran-dehilahy ireo.

Piratonita ... Piratona

Piratona dia anaran-toerana, ny olona avy ao amin'izany toerana izany dia antsoina hoe Piratonita.

Nitaingina ampondra fitopolo izy ireo

Nanana ampondra fitopolo ireo lehilahy ireo, notaingenan'izy ireo izany. Eto ny teny hoe "nitaingina" dia nampiasaina teo amin'ny toeran'ny teny hoe "nanana." DH: "Nanana ampondra fitopolo izy ireo"

zanakalahy efapolo ... zafikely lahy telopolo ... ampondra fitopolo

"zanakalahy 40 ... zafikely lahy 30 ... ampondra 70"