plt_tn/jdg/11/32.md

527 B

Ary dia nandalo teo amin'ny vahoakan'i Amona i Jefta ... nomen'i Yaveh azy ny fandresena. Nanafika ... izy

Satria i Jefta no lehiben'ny miaramila, dia natao bango tokana amin'ny hoe "Jefta" izy sy ny miaramilany. DH: "Ary dia nandalo teo amin'ny vahoakan'i Amona i Jefta sy ny miaramilany ... nomen'i Yaveh azy ny fandresena. Nanafika ... izy ireo"

Aroera

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 11:26 ny anaran'izany tanàna izany.

Minita ... Abela-keramina

Anaran-tanàna ireo.

tanàna roapolo

"tanàna 20"