plt_tn/jdg/11/29.md

680 B

tonga tao amin'i Jefta ny Fanahin'i Yaveh

Izany dia fomba fiteny izay midika fa nanome hevitra an'i Jefta ilay Fanahy. DH: "Nanapaka tao amin'i Jefta ny Fanahin'i Yaveh" (UDB)

nandalo an'i Gileada sy Manase izy... avy ao Mizpa an'i Gileada

Nandalo teo amin'ireo toerana nindramina mba handalovanireo miaramila sy ny vahoakan'i Amona handeha hiady i Jefta. Azo adika mazava kokoa ny dika fenon'izany. DH: "nanangona ireo lehilahy miaramilany izy raha nandalo an'i Gileada sy Manase ... avy ao Mizpa an'i Gileada"

hatolotro ... izany

Izany dia fomba fiteny izay midika hoe manome zavatra hatao fanatitra. DH: "hatolotro ho anao izany" na "hanao sorona izany ho anao aho"