plt_tn/jdg/11/19.md

828 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy ny resany ireo mpitondra hafatr'i Jefta.

Israely nandefa mpitondra hafatra tany amin'i Sihona

Nirahin'ireo mpitarik'i Israely ireo mpitondra hafatra. DH: "Rehefa nandefa ireo mpitondra hafatra ireo mpitarik'i Israely"

Sihona

Anaran'olona izany.

Hesbona ... Jahaza

Anaran-tanàna ireo.

Saingy tsy nahatoky an'Israely hiampita ny faritaniny i Sihona

Tsy nahatoky ny vahoakan'i Israely handalo eo amin'ny taniny am-pilaminana i Sihona. Ny dika fenon'izany fehezanteny izany dia azo adika tahaka izao ihany ko. DH: "Saingy tsy nahatoky ny vahoakan'i Israely handalo eo amin'ny taniny am-pilaminana i Sihona''

tany izy no niady

Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Sihona ary koa sarinteny ilazana ny tafiny. DH: "tany izy ireo no niady" na "tany ny tafiny no niady"