plt_tn/jdg/11/12.md

623 B

Inona ity ady eto amintsika ity?

"Inona no anton'izao fifandirana eto amintsika izao?" Nanontany ny mpanjaka ny antony nahatezitra azy tamin'i Israely i Jefta.

Nahoana ianao no tonga tamin-kery haka ny taninay?

Eto ny teny hoe "ianao" dia manondro ny Mpanjakan'i Amona, izay resahina toy ny hoe sarinteny ilazana ireo miaramilan'i Amona. DH: "Nahoana no tonga haka ny taninay ireo miaramilanao?"

tonga tamin-kery haka

"tonga haka ankeriny"

Arnona ... Jaboka

Anaran'ireo renirano ireo.

ka hatrany Jordana

"any an-dafin'ny Renirano Jordana

am-pilaminana

"moramora" na "ary aza mihevitra ny hiaro ireo"