plt_tn/jdg/11/04.md

346 B

Andro vitsy taty aoriana

"Fotoana vitsy taty aoriana" (UDB)

niady tamin'Israely

Ny ny teny hoe "niady" dia midika hoe nanafika an'Israely sy tao amin'ny ady niaraka taminy izy ireo. Eto ny hoe "Israely" dia entina ilazana ny vahoakan'Israely. DH: "nanafika ny vahoakan'i Israely"

mba hahafahanay miady amin'ny

"mba hiadianay amin'ny''