plt_tn/jdg/10/13.md

456 B

mbola nandao Ahy indray ianareo

Ny tsy fankatoavana sy tsy fanompoana an'i Yaveh intsony dia resahina toy ny hoe nandao an'i Yaveh ny vahoaka ary nandeha tany an-kafa.

tsy hanampy ny fotoana hanafahako anareo Aho

Ny andian-teny hoe "hanampy fotoana" dia fomba fiteny izay midika hoe mbola hanao ilay zavatra ihany Izy. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "Tsy hanafaka anareo intsony Aho'' na ''Tena hanatsahatra ny fanafahako anareo Aho"