plt_tn/isa/42/10.md

561 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola miteny Yaveh.

ny ranomasina, sy izay rehetra ao aminy, ireo tany amorontsiraka, ary ireo izay monina any

"ary ireo zava-manan'aina rehetra izay mipetraka ao an-dranomasina, ary ireo rehetra izay mipetraka ao amin'ireo tany amorontsiraka"

Aoka hihiaka mafy ny efitra sy ireo tanàna

Io dia manondro ny vahoaka izay monina any an'efitra sy ao amin'ireo tanàna.

Kedara

Io dia tanàna avaratr'i Arabia. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 21:16

Sela

Ireo mponin'i Sela - Sela dia tanàna any Edoma.