plt_tn/isa/42/07.md

743 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy manoritsoritra izay ho ataon'ny mpanompony Yaveh.

mba hampahiratra ny mason'ny jamba

Ny fampahiratana ny jamba dia resahina toy ny hoe nosokafana ny mason'izy ireo. Ny fanafahan'ny mpanompony ireo izay voafatotra tsy ara-drariny dia resahin'i Yaveh toy ny hoe namerina ny fahitany ho an'ny olona jamba izy. DH: "mba hamela ny jamba mba hahita"

mba hanafaka ireo voafonja ao amin'ny trano maizina, sy ao amin'ny trano fonenan'ireo izay mipetraka ao amin'ny aizina

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. DH: "mba hanafaka ireo voafonja ao am-ponja, ary mba hanafaka ireo izay mipetraka ao amin'ny aizina ao amin'ny trano izay nanagadrana azy ireo"