forked from WA-Catalog/plt_tn
497 B
497 B
Kanefa ireny olona rehetra ireny dia neken'Andriamanitra nohon'ny finoan'izy ireo, tsy nandray ny fampanantenana izy ireo
DH: "Andriamanitra nanome voninahitra ireo rehetra ireo noho ny finoan'izy ireo, fa izy ireo dia tsy nandray izay nampanantenain' Andriamanitra"
ny fampanantenana
Izany fomba fiteny izany dia maneho "izay nampanantenain'Andriamanitra azy ireo."
mba tsy ho lavorary izy ireo, raha tsy misy antsika
DH: "mba hanatanterahan'Andriamanitra antsika sy izy ireo miaraka"