plt_tn/hag/02/18.md

374 B

andro fahefatra amby roapolon'ny volana fahasivy

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:10.

Mbola misy voa ve ao amin'ny trano fitehirizana?

Ny valinteny andrasana dia "tsia." Ampisaiana io fanontaniana io mba hanamafisana izay efa hain'ny mpamaky.

ny divay, ny hazon'aviavy, ny ampongaben-danitra, ary ny hazon'oliva

Ireo dia voankazo naniry teo amin'ilay tany.