forked from WA-Catalog/plt_tn
831 B
831 B
izay nangoniny tany amin'ny tany Kanana
Ilazana ny zavatra rehetra izay nangoniny nandritra izay nitoerany tany amin'ny tany Kanana izany. DH: "izay nangoniny nandritra izay nitoerany tany amin'ny tany Kanana"
lasa nankany amin'ny tany
Ny heviny dia mifindra amin'ny toerana iray ka monina any. DH: "nandeha nifindra tany amin'ny tany hafa"
ireo fananan'izy ireo
"ireo fananan'i Esao sy Jakoba"
tsy nahazaka azy ireo noho ireo biby fiompin'izy ireo
Tsy ampy hahazaka ireo biby fiompy izay nananan'i Esao sy Jakoba rehetra intsony ilay tany. DH: "tsy omby hahazaka ireo biby fiompin'izy ireo" na "tsy omby hahazaka ireo biby fiompin'i Esao sy Jakoba"
izay efa nanorenan'izy ireo fonenana
Ny teny hoe "nanorim-ponenana" dia midika hoe nifindra tany ho any ka nitoetra tany. DH: "tany amin'izay nifindran'izy ireo"