plt_tn/ezk/37/21.md

334 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela.

Indro!

DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"

ireo zavany maharikoriko

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.

ho vahoakako izy ireo ary Izaho ho Andriamaniny

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 11:19.