plt_tn/ezk/36/07.md

530 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ireo tendrombohitr'Israely.

Izaho mihitsy no hanandratra ny tanako hianiana

DH: "hanandratra ny tanako sy hianiana Aho." Ny manandra-tanana dia mampiseho fa tena hanao izay nianianany tokoa Izy.

fa ireo firenena izay manodidina anareo dia hitondra ny fahafam-barakany manokana tokoa

DH: "fa ny vahoaka dia haneso an'ireo firenena izay manodidina anareo tokoa"

manodidina anareo

Ny teny hoe "anareo" dia maneho an'ireo tendrombohitr'Israely.