forked from WA-Catalog/plt_tn
709 B
709 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany. Amin'izao izany dia amin'ny vahoakan'Israely.
indro
Ny teny hoe "indro" dia manampy manamafy an'izay manaraka. Fandikana hafa: "eny tokoa"
ho mpitsara eo amin'ny ondry sy ondry Aho
"hitsara eo amin'ny ondry, ondry lahy, ary osy vavy Aho"
ondry lahy sy osy vavy
Ny ondry lahy sy osy matetika no matanjaka indrindra amin'ny ondry aman'osy ary afaka mahazo an'izay rehetra tian'izy ireo avy any amin'ireo biby hafa ao amin'ny andiany.
Moa ve tsy ampy ... ny renirano
Ity no fiantombohan'ny fanontaniana izay ampiasain'Andriamanitra mba hibedesana an'ireo matanjaka satria ratsy fanahy amin'ireo malemy izy ireo.