plt_tn/ezk/33/23.md

451 B

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

amin'ireo rava

Ireo mety ho heviny dia "ireo trano rava lehibe" na "ireo tanàna rava ireo"

nomena antsika ny tany

DH: "nomen'i Yaveh antsika ilay tany"

mba ho fananana

DH: "mba ho afaka hanao fananana izany isika" na "ho lova." Tian'izy ireo ambara fa satria nisy maro be tamin'izy ireo, dia tokony hanao fananana izany izy ireo.