plt_tn/ezk/29/06.md

1018 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Farao.

efa tahona volotara ho an'ny taranak'Israely izy ireo

Yaveh dia mampitaha ny vahoakan'i Egypta sy Farao amin'ny tahona volotara satria ny vahoakan'Israely dia niantehitra tamin'ireo Egyptiana mba hanampy azy ireo any an'ady, nefa ireo Egyptiana tsy dia natanjaka loatra mba hanampy azy ireo.

volotara

zava-maniry izay maniry akaikin'ny rano ary miendrika toy ny ahitra tena lava

tahony

ilay faritra amin'ny volotara izay lava sy toy ny tapa-kazo matevina. Ny olona dia afaka mampiasa ireo toy ny tapa-kazo, fa ireo tahona volotara dia tsy dia mafy toy ny hazo ary mety ho tapaka tampoka.

nandray anao

Ny teny hoe "anao" dia maneho an'i Farao

nampihozohozo ny tongotr'izy ireo ianao

"nandratra ny valahany iray manontolo ianao" Andriamanitra eto dia miresaka ny ratsy izay niainan'ireo Israelita rehefa nahatoky an'ireo Egyptiana mba hiaro azy ireo amin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona izy ireo.