plt_tn/ezk/26/03.md

669 B

Indro!

DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"

hanangana firenena maro hanohitra anao Aho toy ny ranomasina manainga ireo onjany

Eto ny teny hoe "firenena" dia maneho ny tafik'izy ireo. DH: "hanangona tafika avy any amin'ireo firenena izay lehibe sy mahery Aho toy ny onja eny amin'ny ranomasina misamboaravoara"

tilikambony

Ny tilikambo dia trano lehibe avo nampiasaina hijerena ireo fahavalo na hiafenana.

Ho fafako hiala ireo vovony ary hanao azy toy ny vatolampy mangadihady Aho

DH: "ho ravaiko tanteraka ilay tanàna, ary tsy hamela na inona na inona eo izy ireo mba ho toy ny vatolampy tsy misy na inona na inona izany."