plt_tn/ezk/16/56.md

513 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy maneho an'ireo firenena hafa toy ny hoe havan'i Jerosalema.

Sodoma rahavavinao dia tsy voatonon'ny vavanao akory

DH: "tsy hanonona ny anaran'i Sodoma rahavavinao akory ianao"

ambentina fahafaham-baraka ianao

maneho an'i Jerosalema ho zavatra izay resahan'ny olona an-karatsiana ny momba azy.

Manao tsinontsinona

"mankahala"

Haneho ny henatrao sy ireo asa vetavetanao ianao

"Ho afa-baraka ianao ary ho azon'ny olona rehetra ny naha-mpanota anao"