forked from WA-Catalog/plt_tn
382 B
382 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy.
naterakao ho Ahy
"naterakao"
Moa ve olana kely ireo asa fivarotan-tenanao?
DH: "ianao dia manao fihetsika toy ny hoe tsy fahotana matotra ny asa fivarotan-tenanao."
nitanjaka sy niboridana
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 16:6.