plt_tn/ezk/03/24.md

334 B

niresaka tamiko izy

Raha mila mamaritra an'ilay miresaka ny fiteninao, dia tsara indrindra raha atao hoe "ilay niendrika toy ny olona" (1:26) ilay miteny. Tsy "ilay Fanahy" izany.

hametraka tady eo aminao izy ireo ary hamatotra anao ka tsy afaka ny hivoaka ao amin'izy ireo ianao

ity no fandikana ara-bakiteny tsara indrindra.