Toy izany koa nanaraka ny lafiny avaratra...ireo tsangatsangany dia volafotsy
Ho an'ny 38:11-12 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:11.
zato hakiho...roapolo...dimampolo...folo
"100 ... 20 ... 50 ... 10"
hakiho
Ny hakiho iray dia 46 santimetatra.