plt_tn/exo/11/06.md

4 lines
175 B
Markdown

# Aorian'izay dia hivoaka aho
Io dia midika fa hiala ao Egypta i Mosesy sy ny vahoaka. DH: "Aorian'izay dia hiala eto aho" na "Aorian'izay dia hivoaka hiala an'i Egypta aho"