forked from WA-Catalog/plt_tn
510 B
510 B
naninjitra ny tanako ary namely anao
Eto ny hoe "tanako" dia manondro ny herin'Andriamanitra. "nampiasa ny heriko mba hamely anao" (UDB)
mba hanambarana ny anarako manerana ny tany rehetra
Eto ny hoe "anarako" dia manondro ny lazan'Andriamanitra. DH: "mba hahalalan'ny vahoaka na aiza na aiza fa lehibe Aho"
manandratra ny tenanao manohitra ireo vahoakako
Ny fanoheran'i Farao ny mba hamela ny Israely handeha hanompo an'i Yaveh dia resahana toy ny hoe hanandra-tena tahaka ny sakana amin'izy ireo.