plt_tn/est/06/10.md

221 B

Aza misy atao latsaka ireo izay nolazainao

Izany fehezanteny izany dia manamafy fa tsy maintsy manatanteraka ny zavatra rehetra izay nolazainy izy. DH: "Ataovy azo antoka fa tena ho ataonao ny zavatra izay nolazainao"