plt_tn/deu/28/47.md

12 lines
477 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# tamim-kafaliana sy fifalian'ny fo
Eto ny hoe "hafaliana" sy "fifalian'ny fo" dia manana dika mitovy. Manamafy ireo fa tokony tena faly manompo an'i Yaveh izy ireo.
# Hametraka zioga vy eo am-bozonao izy
Ity dia sarinteny ho an'i Yaveh mamela ny fahavalo hitondra an'ireo Israelita an-kaharatsiana sy hanandevo azy ireo.