plt_tn/deu/21/01.md

518 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Raha misy olona hita faty

DH: "raha misy olona mahita olona izay novonoin'ny olona hafa"

mandry eo amin'ny saha

mandry eo amin'ny saha ilay olona maty.

ary tsy fantatra izay nanafika azy

DH: "ary tsy misy mahafantatra izay nanafika azy"

tsy maintsy mandrefy ireo tanàna

"tsy maintsy mandrefy ny halavirana mankany amin'ireo tanàna izy ireo"

ilay olona novonoina

DH: "ilay novonoin'ny olona" na "ilay razana"