plt_tn/amo/06/05.md

441 B

Namoromporona zava-maneno tahaka ny nataon'i Davida

Mety midika hoe: 1) namorona hira vaovao izy ireo ary nieritreritra ny hilalao izany amin'ny zava-maneno na 2) namorona zava-maneno vaovao izy ireo.

Lovia jobo

Fampiasa ao amin'ny tempoly ny lovia jobo, lehibe nohon'ny fampiasan'ny olona amin'ny sakafo izany

Tsy nalahelo izy ireo

"Tsy tezitra izy ireo ary manao fihetsika toy ny tsy firaharahiana na dia misy iray maty aza eo"