Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "isika" dia manondro an'i Paoly, Lioka ary ireo izay niara-dia tamin'izy ireo.
izay nitondran'i Jolio an'i Paoly tamin'ny hatsaram-panahy
Niahy an'i Paoly tsara i Jolio.
Pamfilia
Io dia faritany tany Azia Minora.