plt_tn/act/26/04.md

680 B

ireo Jiosy rehetra dia mahafantatra ny fomba fiainako hatramin'ny fahatanorako tany amin'ny fireneko manokana sy tao Jerosalema

Ireo mety ho dikany 1) Ireo Fariseo izay niara niha lehibe tamin'i Paoly sy ireo izay nahafantatra azy amin'ny maha Fariseo azy na 2) I Paoly dia nalaza teo anivon'ireo Jiosy nohon'ny zotom-pony amin'ny maha Fariseo azy ary ankehitriny amin'ny maha mpino azy.

tany amin'ny fireneko manokana

Ireo mety ho dikany 1) teo anivon'ireo olony manokana fa tsy voatery hoe ny tanon'Israely na 2)tao amin'ny tanin'Israely.

hentitra indrindra amin'ny antokon'ny fivavahantsika.

"vondrona iray ao amin'ny Jodaisma izay miaina amin'ny fitsipika henjana"