forked from WA-Catalog/plt_tn
377 B
377 B
ireo olona ireo ihany
Manondro an'ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra izay tao amin'ny fitsarana an'i Paoly tao Jerosalema.
hiteny izay hitan'izy ireo tsy mety aty amiko
"hiteny izay zavatra diso nataoko izay afaka porofoin'izy ireo"
Izany dia mikasika ny fitsanganan'ny maty
DH: "Izany dia nohon'ny finoako fa Andriamanitra dia hampitsangana ny maty rehetra"