plt_tn/act/05/01.md

467 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Manohy ny tantaran'ny fomba nizaran'ireo kristianina vaovao ny fananan'izy ireo tamin'ireo ,mpino hafa. I Lioka dia mitantara momban'ireo mpino roa, Ananiasy sy Safira.

ny vadiny ihany koa nahalala izany

"ny vadiny ihany koa dia nahafantatra fa izy dia nitazona ny ampahany tamin'ilay vola vidiny"

napetraka teo an-tongotr'ireo apostoly

DH: "nanolotra izany teo amin'ireo Apostoly" na "nampiseho izany tamin'ireo Apostoly"