plt_tn/2sa/22/47.md

730 B

Ho deraina anie ny vatolampiko. Asandratra anie Andriamanitra

Ireo fehezanteny ireo dia manana heviny iray ihany ary nampiasaina mba hanindriana. DH: "Hidera ny vatolampiko anie ny olona rehetra. Hanandratra ny vatolampiko anie ny olona rehetra"

vatolampiko...ilay vatolampy

Ampitahain'i Davida amin'ny vatolampy i Yaveh mba hanindriana ny heriny hiarovana ny vahoakany.

ilay Iray izay mampihetry vahoaka maro eo ambaniko

"Ilay Iray izay mametraka ny vahoakan'ireo firenen-kafa ambany fanapahako"

Nanandratra ahy ho ambonin'ireo izay nitsangana hanohitra ahy tokoa Izy

"nanavotra ahy tamin'ireo fahavaloko sy nanome voninahitra ho ahy Ianao"

amin'ireo lehilahy mahery setra

"amin'ireo izay te hanisy ratsy ahy"