plt_tn/2ki/03/04.md

678 B

Tsy maintsy nanome zanak'ondry 100.000 sy volon'ondry lahy 100.000 ho an'ny mpanjakan'i Israely izy

Tsy maintsy nanome ireo zavatra ireo ho an'ny mpanjaka i Mesa satria nofehezin'ny mpanjakan'Israely ny fanjakany. Azo azavaina ny tena hevitr'izany fehezanteny izany. DH: "Isan-taona dia voatery nanome zanak'ondry 100.000 sy volon'ondry lahy 100.000 ho an'ny mpanjakan'Israely izy, satria nofehezin'ny mpanjakan'Israely ny fanjakany" (UDB)

mba hanentana ny Israely rehetra hiady

"mba hanomana ny vahoakan'Israely ho amin'ny ady." Eto ny hoe "Israely rehetra" dia ilazana ireo miaramila Israelita rehetra. DH: "mba hanentana ny miaramila Israelita rehetra ho amin'ny ady"