Nodimandry tany amin'ireo razambeny i Abia
D.H: "maty i Abia"
Tamin'ny androny
D.H: "nandritra ny fanjakany"
nangina nandritry ny folo taona ny tany
D.H: "dia nisy filaminana ny tany nandrity ny folo taona"
teo imason'i Yaveh Andriamaniny
D.H: "raha ny amin'i Yaveh."