plt_tn/2ch/02/06.md

365 B

Fa iza anefa no mahay manorina trano ho an'Andriamanitra, raha izao tontolo rehetra izao hatramin'ny lanitra aza tsy omby Azy? Iza aho no hanorina trano ho Azy, afa-tsy ny mandoro sorona eo anatrehany?

D.H: "tsy misy na iray mahay manamboatra trano ho an'Andriamnitra satria tsy misy zavatra omby Azy. Tsy iza aho! olona izay afaka manolotra sorona Aminy ihany.