plt_tn/1sa/17/41.md

588 B

ary teo alohany ny mpitondra ny ampingany

"ary nandeha teo anoloany ny mpitondra ampingany"

nanao tsinontsinona azy

"halany izy"

mena volo

"matanjaka"

Alika ve aho, no tonga miaraka amin'ny hazo eto amiko ianao?

Eto ny alika dia maneho izay afaka vonoin'ny olona mora foana. Ny teny hoe "tehina" dia ilazana ny tehin'i Davida ary maneho ny fihevitr'i Goliata fa tsy fiadiana tsara izany. Mampiasa io fanontaniana io i Goliata mba hiampangana an'i Davida ho nanambany azy. DH: "Ambanianao amin'ny fankanesana eto amiko miaraka amin'ny tehina monja tahaka ny hoe alika aho!"