forked from WA-Catalog/plt_tn
386 B
386 B
nomen'Andriamanitra azy ny fo vaovao
Nahatonga an'i Samoela hisaina amin'ny fomba hafa amin'ny nataony taloha Andriamanitra.
ny Fanahin'Andriamanitra nidina teo aminy
Ny Fanahin'i Yaveh dia resahin'i Samoela tahaka ny hoe olona mihazakazaka mankeo amin'i Saoly ary mifehy azy tanteraka. Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 10:5 io. DH: "nifehy azy tanteraka ny Fanahin'i Yaveh"