plt_tn/1pe/04/10.md

603 B

Fa ny tsirairay aminareo dia nandray fanomezam-pahasoavana

Izany dia maneho fahaiza-manao ara-panahy izay omen'Andriamanitra ireo mpino. DH: "Fa ny tsirairay aminareo dia nandray ny fahaiza-manao ara-panahy ho fanomezana avy amin'Andriamanitra"

aoka izy hanao izany toy ny iray miteny ny tenin'Andriamanitra

"aoka izy hiteny tahaka ilay iray izay miteny ny tenin'Andriamanitra marina"

mba homem-boninahitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy amin'ny fomba rehetra Andriamanitra

Afaka atao hoe: "amin'ny fomba rehetra no hanomezanareo voninahitra an'Andriamanitra"

homem-boninahitra

hoderaina