plt_tn/1ki/21/15.md

282 B

fa notoroham-bato i Nabota ka maty,

D.H: "fa ny olona efa nitora-bato an'i Nabota ka maty izy"

efa tsy velona intsony i Nabota, fa efa maty.

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny fanambaran'i Jerizela. D.H: "Nabota dia maty!"