plt_tn/1ki/20/29.md

363 B

fito andro

"7 andro"

100.000

"iray hetsy"

mpandeha an-tongotra

Ny "mpandeha an-tongotra" dia miaramila mandeha an-tongotra.

Ny sisa nitsoaka tany Afeka

Ny teny he "sisa" dia misy hevitra ambadika hoe "amin'ireo miaramila Arameana." DH: "Ny sisa tamin'ireo miaramila Arameana"

Afeka

Anarana vohitra iray io.

fito arivo sy roa alina

"27.000"