an'ny tany
"Ny tany" dia fibangoan-teny ho an'ny olona rehetra mitoetra any. D.H: "amin'ny olon'Israely"
raiso an-tsoratra ka jereo
"raiso an-tsoratra" dia fomba fiteny hanaraha-maso tsara. D.H: "mizaha akaiky ny "
tsy mbola nandà azy aho
D.H: "Efa nanaiky ny fangatahiny aho."