forked from WA-Catalog/plt_tn
541 B
541 B
nosaronany tamin'ny lambany ny tavany,
"nosaromany tamin'ny lambany ny tavany" Ny lamba dia akanjo lava iray, karazana akanjo izay manarona ny vatana manontolo.
ry nisy feo tonga taminy
"Ary dia nahare feo izy"
Inona no ataonao eto ... ary mikasa ny hifofo ny aiko koa izy ireo
Yaveh dia mametraka ny fanontaniany hibedesana an'i Elia ary hampahatsiahivana azy amin'ny asany. D.H: "Izany dia tsy tokony amin'izay misy anao, ry Elia"
izaho dia izaho irery, no sisa tavela
Eto ny teny "izaho" dia niverimberina ho fanamafisana.