plt_tn/1ki/02/07.md

334 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Davida mpanjaka manohy miresaka amin'i Solomona ny fomba hitondrana an'Israely.

Barzilay

anaran-dehilahy

avelao ho isan'ireo izay hihinana eo an-databatrao izy ireo

Ny latabatra dia sarinteny amin'ny trano amin'izay misy ny latabatra. D.H: "mandray azy ireo hihinana eo an-databatrao"