plt_tn/1jn/04/04.md

1.1 KiB

ry zanaka malala

Jaona dia lehilahy zokiny ary mpitondra azy ireo. Izy dia mampiasa io fitenenana io mba hampiseho ny fitiavany azy ireo. DH: "Ry zanako malalako ao amin'i Kristy" na "Ianareo izay malala amiko toy ny zanako" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:1.

efa nandresy azy ireo

"tsy nino ireo mpampianatra sandoka"

ilay iray izay ao aminareo

"Andriamanitra, izay ao aminareo"

ilay iray izay eto amin'izao tontolo izao

Ireo mety ho dikany: 1) "ireo mpampianatra an'izao tontolo izao na 2) "Satana, izay eto amin'izao tontolo izao."

izao tontolo izao

Ny teny hoe: "izao tontolo izao" dia maneho ireo olona rehetra izay tsy mankato an'Andriamanitra ary amin'ny rafitry ny faharatsiana izay misy ao amin'ny tontolo feno fahotana.

Izy ireo dia avy amin'izao tontolo izao

"Ireo mpampianatra sandoka ireo dia olona izay tsy mankato an'Andriamanitra"

noho izany izay rehetra lazain'izy ireo dia avy amin'izao tontolo izao

"noho izany izy ireo dia mampianatra hevitra izay manohitra an'Andriamanitra"

ary izao tontolo izao dia mihaino an'izy ireo

"ka ny olona izay tsy mino an'Andriamanitra dia mihaino azy ireo"