Aoka hierona ny ranomasina
D.H: "Hanao feo fifaliana tena mafy indrindra ny ranomasina."
zay mameno izany
D.H: "Ireo zava-boaarin'ny ranomasina"
aoka ireo hazo ao an'ala hihiaka am-pifaliana
Izany dia miresaka momba ny hazo raha mba olona afaka nihiaka fifaliana izy ireo.