plt_tn/1ti/03/06.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsy tokony ho olona vao niova fo izy
"Tsy tokony ho mpino vaovao izy" na "tsy maintsy ho mpino matotra izy"
# lavo amin'ny fanamelohana tahaka ny devoly
2024-04-10 13:06:30 +00:00
I Paoly dia miresaka momba ny fiainana amin'ny fafasdfn'ny fanaovan-dratsy tahaka ny hoe lavaka izay mety hianjeran'ny olona iray. DH: "Andriamanitra dia nanameloka azy tahaka ny nanamelohany ny devoly"
2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo olona eny ivelany
"Ireo izay any ivelan'ny fiangonana." I Paoly dia miresaka momba ny fiangonana tahaka ny hoe toerana izany, ary ireo tsy mpino tahaka ny hoe any ivelan'izany izy ireo. DH: "Ireo izay tsy Kristiana"
# tsy ho lavo anaty fahafaham-baraka
I Paoly dia miresaka momba ny fahafaham-baraka tahaka ny hoe lavaka izay mety hianjeran'ny olona iray. Eto ny teny hoe "hianjerana" dia midika oe miaina. DH: "tsy misy na inona na inona hahamenatra azy eo anatrehan'ireo tsy mpino"
# sy ny fandriky ny devoly
I Paoly dia miresaka momba ny devoly izay mahatonga ny olona hanota tahaka ny hoe mpihaza misambotra biby amin'ny fandrika. DH: "mba tsy hahatonga azy hanota noho ny devoly"