# Tsy tokony ho olona vao niova fo izy "Tsy tokony ho mpino vaovao izy" na "tsy maintsy ho mpino matotra izy" # lavo amin'ny fanamelohana tahaka ny devoly I Paoly dia miresaka momba ny fiainana amin'ny fafasdfn'ny fanaovan-dratsy tahaka ny hoe lavaka izay mety hianjeran'ny olona iray. DH: "Andriamanitra dia nanameloka azy tahaka ny nanamelohany ny devoly" # ireo olona eny ivelany "Ireo izay any ivelan'ny fiangonana." I Paoly dia miresaka momba ny fiangonana tahaka ny hoe toerana izany, ary ireo tsy mpino tahaka ny hoe any ivelan'izany izy ireo. DH: "Ireo izay tsy Kristiana" # tsy ho lavo anaty fahafaham-baraka I Paoly dia miresaka momba ny fahafaham-baraka tahaka ny hoe lavaka izay mety hianjeran'ny olona iray. Eto ny teny hoe "hianjerana" dia midika oe miaina. DH: "tsy misy na inona na inona hahamenatra azy eo anatrehan'ireo tsy mpino" # sy ny fandriky ny devoly I Paoly dia miresaka momba ny devoly izay mahatonga ny olona hanota tahaka ny hoe mpihaza misambotra biby amin'ny fandrika. DH: "mba tsy hahatonga azy hanota noho ny devoly"