plt_tn/luk/19/18.md

12 lines
313 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ilay faharoa
''ilay mpanompo faharoa''
# Ny farantsanao, tompo, dia nahavita farantsa dimy
Ity dia milaza fa ilay mpanompo no nahatonga ilay tombony. DH: ''tompo, nampiasaiko hangalana tombony dimy mihoatra ny farantsanao''
# Hiandraikitra tanàna dimy ianao
''hanana fahefana amin'ny tanàna dimy ianao''