# ilay faharoa ''ilay mpanompo faharoa'' # Ny farantsanao, tompo, dia nahavita farantsa dimy Ity dia milaza fa ilay mpanompo no nahatonga ilay tombony. DH: ''tompo, nampiasaiko hangalana tombony dimy mihoatra ny farantsanao'' # Hiandraikitra tanàna dimy ianao ''hanana fahefana amin'ny tanàna dimy ianao''